... arahaba e ... ry hatanorana, arahaba e, ry adalana, arahaba e, ry fahalalana, tsy hay voatanika, sarotra isaina. nigoka, nifoka, ary koa nijangajanga, ny ota rehetra, indro nitranga ...
raluc | 22 Janoary, 2007 21:27
asa raha nisy olona nahatsikaritra izay elaela nahatsy-hita ny tena zay. fa tafaverina soa aman'tsara eto amin'ity blaogy ity ihany ...
raluc | 07 Jolay, 2006 19:30
ity indray zany ilay hiran'ny mahaleo hoe "ry tompo".
finona no hazo lazaina momban'io hira io? hoe anisany mahaleo tsara indrindra ve? (nena koa alo rehfa mahaleo dia tsara daholo e ... lol) sa anisany hiran'ndry zalahy miantso ny tompo? (misy roa mantsy izy ireo miaraka aminy "andriamanitra avo").
tsy hoe raha jiolahim-boto mpitaingy tambo tsinona dia tsy hanana finoana mihintsy, lol.
raluc | 02 Jolay, 2006 10:19
raluc | 28 Jiona, 2006 13:22
ity zany no azo lazaina hoe fampiseohana goavana indrindra mikasika antsika malagasy aminy taona 2007. tonga ao olympia madagasikara, ny tarika efa fanta-daza no hi-representer azy, ny mahaleo.
tsy dia misy inona firy ato fa raha toa ianao ka liana amin'io fampisehoana aminy 2 juin io dia hitanao ato ny liens sy ny resaka kely madinidinika.
asa aloha nareo fa za tena anisan'ny ho avy e ... mpankafy mahaleo ihany ve sady monina aty an-dafy dia tsy ahita izany hetsika ngeza be zany?
(tohiny)
raluc | 27 Jiona, 2006 20:32
gaga ihany a indray hariva zay raha mba sendra nandalo tao aminy tonokira.serasera.org ka nahatsikaritra hoe mbola tsy nisy olona nametraka hirany rakoto tao. tonga dia napetrako aloha ilay hira hoe "volana" (miaraka aminy tondro-peony) dia nanaraka tao arinako i lemenakely nametraka ilay hoe "indray andro". Mba asaina isika mba andray anjara amin'ireo hira hafa.
ny ao aminy radiovazogasy moa dia efa nalefako any ireto hira ireto:
1. rakoto - valo rarany dia nanaraka koa ireto: 12. rakoto - mbola kely |
fa ilay hoe volana zany no ahitana tondro-peo etsy ambany.
arak'izay nolazain'i lemenakely moa dia nahazo top1 taty an-dafy ilay hirany hoe "indray andro".
amin'izao fotoana izao moa dia tsy dia saika heno firy intsony nefa anisany mpanakanto malagasy tena mahafinaritra sy mahay milalao gitara.
taminy 31 mars teo izy nanao fampisehoana hono saingy lavitra be ihany zay ko.
ilay tranokala ofisialy: rakotozk.freesurf.fr
ao aminy tononkira: eto
ary ao aminy radiovazogasy: eto
raluc | 20 Jiona, 2006 19:51
raluc | 18 Jiona, 2006 20:48
e e koa, iaraika koa ... |
raluc | 16 Jiona, 2006 09:14
raluc | 16 Jiona, 2006 08:25
vaovao mampahalahelo sy mahamenatra nitranga ny alatsinainy ny pantekôsta teo, nalefany MBS antsokosoko ny oronan'tsarin'ny laterit productions, "mahaleo" ...
(tohiny)raluc | 15 Jiona, 2006 19:23
"ilay akanjo fotsy, tsy nanaovanao, raha tsy andro alahady" ity angamba ny hiran'lolo sy ny tariny mampahalahelo indrindra. tantara-na lehilahy anakiray manenina fa lasa ilay olon'tiany nefa taminy fahavelony dia tsy nanararaotra ny fiharahany taminy izy. clé re mineur. |
raluc | 14 Jiona, 2006 16:13
raluc | 14 Jiona, 2006 11:20
maromaro ihany ireo faille ao aminy internet explorer azoko |
raluc | 13 Jiona, 2006 15:39
"hiaraka isika, na tomany na sariaka, hiara hizaka ny mafy, fa efa vono-kiafy ... "
ity zany ilay hiran'ny mahaleo tiako indrindra, 'hiaraka isika',ary zaraiko aminareo ny fitendrena azy am gitara.
atolotra hoany kofa akaman'ny zezene e ... na ino-kidona na ino-kitranga dia miaraka foana.
(tohiny)
raluc | 11 Jiona, 2006 20:29
resaka mivantana eto zany no misy toerana fanaovana resaka mivantana,
|
raluc | 08 Jiona, 2006 15:40
"hatramin'izao dia mbola eno foana ilay laza hoe misy petrole hono any am faritrin'ny Tsimiroro any ... fanantenana goavana hoan'ny gasy izany" ity zany ny tondro-peo any ilay hira oe 'bemolanga' any mahaleo. atolotra hoan'i onjah sy i mena |
« | Jolay 2022 | » | ||||
---|---|---|---|---|---|---|
Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
1 | 2 | |||||
3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
31 |