... arahaba e ... ry hatanorana, arahaba e, ry adalana, arahaba e, ry fahalalana, tsy hay voatanika, sarotra isaina. nigoka, nifoka, ary koa nijangajanga, ny ota rehetra, indro nitranga ...
raluc | 27 Jiona, 2006 20:32
gaga ihany a indray hariva zay raha mba sendra nandalo tao aminy tonokira.serasera.org ka nahatsikaritra hoe mbola tsy nisy olona nametraka hirany rakoto tao. tonga dia napetrako aloha ilay hira hoe "volana" (miaraka aminy tondro-peony) dia nanaraka tao arinako i lemenakely nametraka ilay hoe "indray andro". Mba asaina isika mba andray anjara amin'ireo hira hafa.
ny ao aminy radiovazogasy moa dia efa nalefako any ireto hira ireto:
1. rakoto - valo rarany dia nanaraka koa ireto: 12. rakoto - mbola kely |
fa ilay hoe volana zany no ahitana tondro-peo etsy ambany.
arak'izay nolazain'i lemenakely moa dia nahazo top1 taty an-dafy ilay hirany hoe "indray andro".
amin'izao fotoana izao moa dia tsy dia saika heno firy intsony nefa anisany mpanakanto malagasy tena mahafinaritra sy mahay milalao gitara.
taminy 31 mars teo izy nanao fampisehoana hono saingy lavitra be ihany zay ko.
ilay tranokala ofisialy: rakotozk.freesurf.fr
ao aminy tononkira: eto
ary ao aminy radiovazogasy: eto
« | Jolay 2022 | » | ||||
---|---|---|---|---|---|---|
Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
1 | 2 | |||||
3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
31 |