... arahaba e ... ry hatanorana, arahaba e, ry adalana, arahaba e, ry fahalalana, tsy hay voatanika, sarotra isaina. nigoka, nifoka, ary koa nijangajanga, ny ota rehetra, indro nitranga ...
raluc | 28 Jiona, 2006 13:22
ity zany no azo lazaina hoe fampiseohana goavana indrindra mikasika antsika malagasy aminy taona 2007. tonga ao olympia madagasikara, ny tarika efa fanta-daza no hi-representer azy, ny mahaleo.
tsy dia misy inona firy ato fa raha toa ianao ka liana amin'io fampisehoana aminy 2 juin io dia hitanao ato ny liens sy ny resaka kely madinidinika.
asa aloha nareo fa za tena anisan'ny ho avy e ... mpankafy mahaleo ihany ve sady monina aty an-dafy dia tsy ahita izany hetsika ngeza be zany?
bekoto (flute, vocal, guitare, compositeur) | chales (percu, drums) | dadah (vocal, guitare, compositeur) | dama (vocal, guitare, kabosy, farara, compositeur) | ||||||||
|
dia fisaorana lehibe koa hoany tarika mahaleo izay misy any dadah, fafah, dama, raoul, bekoto, charles sy nono izay nandrotsirotsy antsika ary mbola handrotsirotsy antsika hatrany amin'alalan'ireo hira samihafa tsy afaka ambavan'tska toy ny: "hiaraka isika", "jamba", "bemolanga", "mofo tantely" ary ireo maro be tsy voatanisa. misaotra, mankasitraka ary enga anie ho ela velona mba hanoi izao kantonareo tsy mana-paharoa zao.
ireo roy samihafa: ilay tranokala ofisialy ny fampisehoana (efa noavaozina), ilay trano-kala ofisialin'ilay oronantsary "mahaleo", ilay trano-kalany laterit productions, ary ny any olympia.
ka fanontaniana iray sisa? ho avy nareo sa tsy ho avy? za alo tsy maintsy anisany e ... na hisy vono olona ary eo ... lol.« | Jolay 2022 | » | ||||
---|---|---|---|---|---|---|
Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
1 | 2 | |||||
3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
31 |