... arahaba e ... ry hatanorana, arahaba e, ry adalana, arahaba e, ry fahalalana, tsy hay voatanika, sarotra isaina. nigoka, nifoka, ary koa nijangajanga, ny ota rehetra, indro nitranga ...
raluc | 07 Jolay, 2006 19:30
ity indray zany ilay hiran'ny mahaleo hoe "ry tompo".
finona no hazo lazaina momban'io hira io? hoe anisany mahaleo tsara indrindra ve? (nena koa alo rehfa mahaleo dia tsara daholo e ... lol) sa anisany hiran'ndry zalahy miantso ny tompo? (misy roa mantsy izy ireo miaraka aminy "andriamanitra avo").
tsy hoe raha jiolahim-boto mpitaingy tambo tsinona dia tsy hanana finoana mihintsy, lol.
Folk indray zany ity hira iray ity ... anisany tsara koa. ilay intro sy interlude somary sarotsarotra fa ataoko eto any rehefa misy ny fotoana. raha misy ny diso dia lazao any aho e ....
mi(min) 022100
la(7) X02020
si X21200
la(min) X02210
do(#) X46654
sol(#) 466544
ry tompo
mi(min) la(7)
Ry tompo, ry tompo
si mi(min)
Omeo hery aho
mi(min) la(7)
Ho entiko hanompo, hanompo
si mi(min)
Ny anaranao
la(min) mi(min)
Fa ny fakam-panahy
la(min) mi(min)
Mbola mananontanona ahy
do(#) sol(#)
Fa ny fitiava-tena
do(#) sol(#)
Mahamenatra jerena
la(7) si
Vonjeo aho ry tompo
la(min) mi(min)
Fa ny fakam-panahy
la(min) mi(min)
Mbola mananontanona ahy
do(#) sol(#)
Fa ny fitiava-tena
do(#) sol(#)
Mahamenatra jerena
la(7) si
Vonjeo aho ry tompo
mi(min) la(7)
Ry raiko, ry raiko
si mi(min)
Omeo toromarika
mi(min) la(7)
Ny saiko, ny saiko
si mi(min)
Mba tsy ho mora voasarika
la(min) mi(min)
hanao zava tsy mendrika
la(min) mi(min)
izay, mety handrendrika
do(#) sol(#)
Fa hanao ny tsara
do(#) sol(#)
Mba tsy ho ratsy fiafara
la(7) si
Matoky anao ry tompo.
do(#) sol(#)
Fa hanao ny tsara
do(#) sol(#)
Mba tsy ho ratsy fiafara
la(7) si
Matoky anao ry tompo.
mahaleo
« | Jolay 2022 | » | ||||
---|---|---|---|---|---|---|
Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
1 | 2 | |||||
3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
31 |