... arahaba e ... ry hatanorana, arahaba e, ry adalana, arahaba e, ry fahalalana, tsy hay voatanika, sarotra isaina. nigoka, nifoka, ary koa nijangajanga, ny ota rehetra, indro nitranga ...
raluc | 15 Jiona, 2006 19:23
"ilay akanjo fotsy, tsy nanaovanao, raha tsy andro alahady" ity angamba ny hiran'lolo sy ny tariny mampahalahelo indrindra. tantara-na lehilahy anakiray manenina fa lasa ilay olon'tiany nefa taminy fahavelony dia tsy nanararaotra ny fiharahany taminy izy. clé re mineur. |
akanjo fotsy
re(min) la(maj)
Ilay akanjo fotsy
re(min) la(maj)
tsy nanaovanao
re(min) mi la(maj)
Raha tsy andro alahady
(basse: la sol fa mi)
re(min) la(maj)
Iny indray izaho
re(min) la(maj)
f'itafianao
re(min) mi la(maj)
sanatria toa mpanambady
(basse: la sol fa mi)
fa sol
Kanefa anie,
mi
Mitoetra anaty rahona any
fa sol
Izaho re
mi
tavela irery eto antany
la(maj)
Tomanin'alahelo
la(maj) do
Migoka ranomaso
mi
ô ô ô
re(min) la(maj)
Voninkazo mena
re(min) la(maj)
eo an-tratranao
re(min) mi la(maj)
Raozy kely saro-bidy
(basse: la sol fa mi)
re(min) la(maj)
Toa an'iny anie no
re(min) la(maj)
saika nomeko anao
re(min) mi la(maj)
Raha toa isika roa nivady
(basse: la sol fa mi)
fa sol
Indrisy re
mi
fa ny alahelo anao no sisa
fa sol
Ho tonga eo
mi
hameno ora maro isa
la(maj)
Mandra-pahatongako
sol do
eny akaikinao a
mi
ô ô ô
re(min) la(maj)
Volana tantely
re(min) la(maj)
rakotra fanala
re(min) mi la(maj)
No mba hany anjaranao
(basse: la sol fa mi)
re(min) la(maj)
Ny fitiavantsika
re(min) la(maj)
tsy misy nahalala
re(min) mi la(maj)
Vao mba tonga dia nandao
(basse: la sol fa mi)
fa sol
Oviana moa
mi
ianao nihazakazaka
la(maj)
Raha vao mba nahita ahy
sol do
avy any lavitra any
fa sol
Oviana koa
mi
ianao niteny mora mora
mi
Andao isika hivady
la(maj) sol
nataoko vazivazy
mi
ô ô ô
re(min) la(maj)
Indro ianao matory
re(min) la(maj)
mandry fahizay
re(min) mi la(maj)
Tsy mihaino hay intsony
re(min) la(maj)
Voninkazo kely
re(min) la(maj)
saika mba haniry
re(min) mi la(min) ~
Kanjo tonga ny havandra
lolo sy ny tariny
« | Jolay 2022 | » | ||||
---|---|---|---|---|---|---|
Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
1 | 2 | |||||
3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
31 |