veloma fahazazana

... arahaba e ... ry hatanorana, arahaba e, ry adalana, arahaba e, ry fahalalana, tsy hay voatanika, sarotra isaina. nigoka, nifoka, ary koa nijangajanga, ny ota rehetra, indro nitranga ...

planteo windows

raluc | 14 Jiona, 2006 16:13

windows mivalana

script kely hahafahanao mana-plante ny windows.
fampisehoana oe tsotra kely ny mampivalana windows, ka tsy aleo miala aminy amzay?

 

te hanao somonga amin'ny akama mpampiasa windows? te hilaza azy oe mivadiha linux amzay? indro misy script kely hahafahanao manao izany.
sorato ao anaty bloc note ity: 

Set variable = CreateObject("WScript.Shell")
Do
variable.run "notepad",false
Loop

vita zay dia enregistreo dia omeo anarana oe win_null.vbs, vita zay dia andramo lancena (ataovy double clic fotsiny).

inona no mitranga? ny script nataon'tsika iny dia manokatra bloc-note aman-jatony. tsy maharaka tsony ny systeme d'exploitation dia ny windows-nao mihintsy no mi-plante.

marihina fa inoffenssif io code io, mila mamono ny solosainanao "à sec" fotsiny enao. aza adino manao ctrl+s alohany, lol.

io dia mandrisika anao hiala amin'ny windows fotsiny, tsy aleo linux? 

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb