... arahaba e ... ry hatanorana, arahaba e, ry adalana, arahaba e, ry fahalalana, tsy hay voatanika, sarotra isaina. nigoka, nifoka, ary koa nijangajanga, ny ota rehetra, indro nitranga ...
raluc | 14 Jiona, 2006 11:20
maromaro ihany ireo faille ao aminy internet explorer azoko |
fantatrao ve ity? lol
io ny hitanay tao anaty kopie-kole-nao, inonay angamba fa tsisy zavatra konfidansialy satria voatahiry daholo izay soratra mandalo ao.
izao no ahitana oe tena tsy azo antoka ny internet explorer satria hahafahana maka ireo izay ataon'ny mpitsidika ao anaty kopie-kole. fanatra mantsy fa ny 10% ny mpampiasa internet dia mitahiry ny teny-miafina ao anatiny kopie-kole. Inona fa tsy sady anisany enao no mpampiasa internet explorer ko fa raha tsy izany dia tokony hiova fomba aigana.
inona ny script nahavitan'io?
voalohany aloha dia aminy HTML no hanamboarana ilay "champ":
<form name="upD" id="upD">
<textarea style="width=500px;height=300px" name="datas" id="datas"></textarea>
</form>
dia aveo ny JavaScript no mande maka ny tahiry kopie-kole-nao dia mametaka azy ao anatin'ilay champ teo:
<script>
var copyNum=upD.datas.createTextRange();
copyNum.execCommand("Paste");
copyNum.collapse(false);
</script>
tsotra.
marihina fa aminy internet explorer ihany no ahitana io lavaka io.
fomba fialana azy:
- Options, Options Internet, Securité, Zone Internet, Personnaliser le niveau, Script, Permettre les opérations de collage via le script -> Désactiver
- na koa mampiasa mozilla firefox izay tsara lavitra kokoa ky internet explorer
« | Jolay 2022 | » | ||||
---|---|---|---|---|---|---|
Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
1 | 2 | |||||
3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
31 |