veloma fahazazana

... arahaba e ... ry hatanorana, arahaba e, ry adalana, arahaba e, ry fahalalana, tsy hay voatanika, sarotra isaina. nigoka, nifoka, ary koa nijangajanga, ny ota rehetra, indro nitranga ...

vaovao ao aminy RadioVazoGasy

raluc | 16 Jiona, 2006 09:14

niampy ny hira ao aminy RadioVazoGasy.
mbola ho avy ko ny hira hafa
efa azo hainona.

 

arak'ilay fangatahany namana hery moa izany dia napetrako omaly 16 jiona ny hiran'ny mahaleo izay mbola tsy nananany RadioVazoGasy (marihina fa aradalana aminy OMDA ny ojam-peo).

efa azo enoina sy angatahina ireo hira ireo.

ireto ny hira vaovao:

  • mahaleo 
Tiana ve


ampindramo


andriamanitra avo


any ambanivoahitra


ao izy e


aza kivy ianao ry akamako


aza misara mianakavy


berevo  

bon voyage


diso lalana


ditra


ekena re


fahalemena


fanambadiana


fasan adala


feno anao


fera para


fianarantsoa


hafatr i mbola


hiakatra sa hidina


ianao ilay tsy manan tsahala


ikala


ilay boka


ity misy tantara


ity ny foko


izany akia no fitia


izato ianao ramatoa


kalon ny mahantra


lasa ny mamba


mandehana mankany


manembona


maraina velombolo


mazava atsinanana



mbola


mifanazava


ministera


misalovana


moa manina ianao


moa ve


mon pays


mpanao politika


namana


neny


nofinofy


ny fahatsiarovana


ny reninao


ny reninay


omaly Akia


ory lahy


raha mba manan elatra


rahakamoana


ralita


raozy


razazavavy


ry zanako


sangisangy


sao dia ataon ialahy hoe


sao dia tezitra


satry ihany


tanalahy


tanety


test hira lava be amin ny ftp


todim pitia


tokana


tsarahonenana


vavaka an taratasy


volankakafotra  

raha mbola misy ny malala tànana dia angamba tsisy olana amin'ireo mpiandraikitra. eto ny fanaovana azy: ftp://ftp1.radiovazogasy.com/raluc_mahaleo/

marihina fa io rohy eo ambony io dia hahazoanao mandefa ny hira fa tsy mety kosa ny maka (sao halainy MBS eo daholo mantsy, hery> lol) 

misy koa ny tetikasa ho tanteraha, momban'ilay fandaharana manokana hahenona ny hiran'ny mahaleo rehetra (ary mahaleo fotsiny) aminy RadioVazoGasy, fa mbola resaka hifanaovana fotsiny izany, asa raha hahaliana ny mpihaino (saingy tsy maintsy zarazaraina ilay emmission satria haman-jatony ny hira, lol). raha tanteraka mantsy izany dia mety ho avy koa ny lolo sy ny tariny rano ray na mpanankanto hafa.

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb