veloma fahazazana

... arahaba e ... ry hatanorana, arahaba e, ry adalana, arahaba e, ry fahalalana, tsy hay voatanika, sarotra isaina. nigoka, nifoka, ary koa nijangajanga, ny ota rehetra, indro nitranga ...

Categorie: ankapobeny

mahaleo ao olympia

ity zany no azo lazaina hoe fampiseohana goavana indrindra mikasika antsika malagasy aminy taona 2007. tonga ao olympia madagasikara, ny tarika efa fanta-daza no hi-representer azy, ny mahaleo . tsy dia misy inona firy ato fa raha toa ianao ka liana amin'io fampisehoana aminy 2 juin io dia...

feti-pirenena, ny alatsinainy 26 jiona

  Ry Tanindrazanay malala ô Ry Madagasikara soa. Ny fitiavanay anao tsy miala, Fa ho anao ho anao doria tokoa.   Tahionao ry Zanahary 'Ty Nosindrazanay ity Hiadana sy ho finaritra He sambatra tokoa izahay. Ry...

vaovao ao aminy RadioVazoGasy

niampy ny hira ao aminy RadioVazoGasy . mbola ho avy ko ny hira hafa efa azo hainona.     (tohiny)

mahaleo nalefany MBS antsokosoko

vaovao mampahalahelo sy mahamenatra nitranga ny alatsinainy ny pantekôsta teo, nalefany MBS antsokosoko ny oronan'tsarin'ny laterit productions, " mahaleo " ...    (tohiny)
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb